plt_tn/job/40/15.md

306 B

behemota

Biby an-drano lehibe, mety ho hipopotama (jereo ny UDB)

mihinana

behemota mihinana

mihinana ahitra tahaka ny omby

Ny omby sy ny behemoyta bdia samy mihinana ahitra.

valahany ...hozatry ny kibony ny tanjany

Ireo andian-teny roa ireo dia samy milaza faritra mitovy eo amin'ny vatana.