plt_tn/job/40/10.md

845 B

Tafio voninahitra sy haja ny tenanao; mihaingoa voninahitra sy famirapiratana

Ny anarana "voninahitra," "haja," "famirapiratana" dia resahina toy ny hoe lamba izay tafian'ny olona iray. Ireo dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "Ataovy be voninahitra ny tenanao; manao zavatra lehibe mba hanajan'ny olona anao sy hanomezany voninahitra anao; ataovy mihevitra ny olona fa mpanjaka lehibe ianao"

Ampielezo amin'ny manodidina ny fihoaran'ny fahatezeranao

Ny anarana "fahatezerana" dia resahina toy ny hoe zavatra mihoatra noho izay tokony ho zakan'ny vata ka aparitaky ny olona iray. Io ihany koa dia sarin-tenin'ny fihetsiky ny olona iray rehefa tezitra. Mety hilainao ny filazana mazava ny antony nahatezitra ilay olona; DH: "Tezera satria mirehereha ny olona, sazio izy ireo"

ahetreo izy

"esory aminy izay zavatra mampirehereha azy"