16 lines
811 B
Markdown
16 lines
811 B
Markdown
# izay natsikany ho orana avy amin'ny entony Izy
|
|
|
|
Ny teny "natsika" dia midika ihany koa hoe "nodiovina" na "notatavanina." Mamaritra ny fomba famadihan'Andriamanitra ny ny teten-drano, na entona, ho orana. DH: "izay havadiny ho orana"
|
|
|
|
# misy olona mahatakatra ny halehiben'ny fielezan'ny rahona sy ny kotroka avy ao amin'ny tranony ve?
|
|
|
|
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy afaka manao ireo zavatra ireo. DH: "tsy misy afaka mahatakatra ny halehiben'ny fielezan'ny rahona sy ny kotroka avy ao amin'ny tranony."
|
|
|
|
# ny halehiben'ny fielezan'ny rahona
|
|
|
|
DH: "ny fielezan'ny rahona eo amin'ny habakabaka"
|
|
|
|
# avy ao amin'ny tranony ve
|
|
|
|
Eliho dia miresaka ny habakabaka toy ny hoe "trano" izay honenan'Andriamanitra. DH: "avy amin'ny habakabaka, izay honenan'Andriamanitra"
|