plt_tn/job/32/06.md

8 lines
478 B
Markdown

# ianareo dia efa tena antitra
Eto, ny "ianareo" dia manondro ireo naman'i Joba telo lahy.
# Ny halavan'ny andro no tokony hiteny; ny taona maro no tokony hampianatra fahendrena
Ireo andalana roa ireo dia milaza zavatra mitovy. Manamafy i Eliho fa satria ny olona lehibe no hendry kokoa noho ny tanora, ka izy ireo no tokony no tokony miteny aloha izay fantatr'izy ireo. DH: "Izy izay efa niaina taona maro no tokony hiteny; izy izay lehibe no tokony hampianatra fahendrena"