plt_tn/job/28/07.md

20 lines
744 B
Markdown

# Tsy misy vorona mpihaza mahafantatra ny lalana mankao ...na ny mason'ny voromahery ka mahita izany
Ireo fehezanteny ireo dia manehjo zavatra mitovy. DH: "Tsy nisy biby mpihaza na voromahery efa nahita ny lalana manka ny amin'ilay toeram-pitrandrahana"
# vorona mpihaza
Vorona izay mihinana biby hafa
# voromahery
Io dia azo adika hoe "vorom-be." Ireo dia samy voro-manidina izay mihinana biby madinika. Azonao adika amin'ny vorona mitovy amin'izany any amin'ny kolotsainao izay lehibe sy mihinana biby hafa izany.
# Tsy nisy bibidia matanjaka ka nandia ny lalana tahaka izany ... na liona masiaka ka nandalo teo
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zvatra mitovy dika.
# bibidia matanjaka
Io dia manondro ny tena matanjaka, bibidia.