16 lines
818 B
Markdown
16 lines
818 B
Markdown
# Tsy misy izay tavela ka tsy nolevoniny
|
|
|
|
DH: "Nolevoniny avokoa ny zavatra rehetra, ary tsy misy tavela" na "tsy nisy zavatra tavela satria nolevoniny avokoa ny zavatra rehetra"
|
|
|
|
# Tsy misy izay tavela ka tsy nolevoniny
|
|
|
|
Eto, ny "mandevona" mampiseho ny fakàny zavatra ho an'ny tenany. DH: "tsy misy izay tavela ka tsy nalainy ho an'ny tenany" na "Nalainy avokoa ny zavatra tavela rehetra, ary tsy misy tavela instony"
|
|
|
|
# Hilatsaka anaty fahoriana izy
|
|
|
|
"hiaina fahoriana tampoka izy"
|
|
|
|
# ny tanan'ny tsirairay izay ao anaty fahantrana dia ho avy hanohitra azy
|
|
|
|
Eto, ny "tanana" dia mampiseho hery, ary "ny tanana ... ho avy hanohitra azy". Ny anarana "fahantrana " dia azo aseho amin'ny mpamaritra "mahantra." DH: "ireo rehetra izay ao anaty fahantrana dia hamely azy" na "ireo izay mahantra rehetra dia hamely azy"
|