781 B
781 B
Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara.
izy
"ny olona ratsy fanahy"
Hanidina toy ny nofy izy ...ho enjehina toy ny fahitana amin'ny alina izy
Eto, ny "manidina" sy ny " enjehina" dia mampiseho fanjavonana. Mety milaza ny fanadinoana an-kolaka koa izy ireo, satria manjavona ny nofy sy ny fahitana rehefa manadino azy ireo ny olona. DH: "Hanjavoana toy ny nofy izy ...Ho andinoina toy ny fahitana amin'ny alina izy"
ary tsy hahita azy
DH: "ary tsy misy hahita azy "
Ny maso izay nahita azy
Ny maso dia mampiseho olona. DH: "Izay nahita azy" na "Ny olona izay nahita azy"
ny toerany
Ny andian-teny "toerany" dia mampiseho ireo velona amin'ny toerany. DH: "Ny olona izay mipetraka amin'ny toerany" na "ny fianakaviany"