12 lines
515 B
Markdown
12 lines
515 B
Markdown
# fa nomeny teo an-tanan'ny fahotany izy ireo
|
|
|
|
"satria namela ny herin'ny fahotana mba hifehy azy ireo" na "nanasazy azy ireo tamin'ny alalan'ny vokatry ny fahotan'izy ireo izy."
|
|
|
|
# Hevero fa nitady an'Andriamanitra tsara ianao ary nampiseho ny fangatahanao tamin'ilay Tsitoha
|
|
|
|
Ireo andian-teny ireo dia samy manondro ny fangatahan'i Joba fanampiana amin'Andriamanitra, na ny fitalahoana famindram-po amin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# nitady an'Andriamanitra tsara
|
|
|
|
"Mangataka famindram-po amin-kafanam-po amin'Andriamanitra"
|