plt_tn/jhn/20/08.md

917 B

ilay mpianatra iray hafa

Jaona dia mampiseho ny fanetren-teny amin'ny fanehoana ny tenany hoe "ilay mpianatra hafa," raha tokony nampiditra ny anarany tao amin'ity boky ity.

ary nahita sy nino izy

Rehefa nahita izy fa tsy nisy inona na inona ny fasana, dia nino izy fa nitsangana tamin'ny maty Jesosy. DH: "nahita ireo zavatra ireo izy ary nanomboka nino fa nitsangana tamin'ny maty Jesosy"

izy ireo dia tsy mbola nahafantatra ny Soratra Masina ihany

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo mpianatra izay tsy nahatakatra izay nolazain'ny Soratra Masina fa Jesosy dia hitsangana amin'ny maty. DH: "Ireo mpianatra dia mbola tsy nahatakatra ny Soratra Masina"

fa Izy dia tsy maintsy hitsangana amin'ny maty

"fa Jesosy dia tsy maintsy hitsangana amin'ny maty"

niverina tany an-trano

Ireo mpianatra dia mbola nijanona tao Jerosalema. DH: "niverina tany amin'ilay nipetrahan'izy ireo tao Jerosalema"