plt_tn/jhn/19/07.md

401 B

Namaly azy ireo Jiosy hoe

Ny teny hoe "ireo Jiosy" dia manambara ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy dia namaly an'i Pilato"

tokony ho faty Izy satria mitonon-tena ho Zanak'Andriamanitra

Jesosy dia voaheloka ho faty teo amin'ny hazofijaliana satria milaza ny ho "Zanak'Andriamanitra"

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.