plt_tn/jhn/18/12.md

12 lines
423 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha-14 dia manome fampahafantarana fototra momban'i Kaiafa.
# Ireo Jiosy
Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia milaza ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy"
# nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy
Nofatoran'ireo miaramila ny tanan'i Jesosy fa sao dia mitsoaka Izy. DH: "nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy mba tsy afahany mitsoaka"