plt_tn/jhn/17/20.md

12 lines
462 B
Markdown

# ho iray ihany izy rehetra, tahaka anao, Ray, ato amiko, ary Izaho ao aminao. Mivavaka Aho mba ho ao amintsika ihany koa izy ireo
Ireo izay mahatoky an'i Jesosy dia ho iray amin'ny Ray sy ny Zanaka rehefa mino izy ireo.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# izao tontolo izao
Eto ny "izao tontolo izao" dia entina maneho ireo olona izay mbola tsy mahafantatra an'Andriamanitra. DH: "Ireo olona izay tsy mahafantatra an'Andriamanitra"