plt_tn/jhn/16/29.md

305 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo mpianatra dia mamaly an'i Jesosy.

Mino amin'izay ve ianareo?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehoana fa gaga Jesosy fa izao ireo mpianany vao vonona hahatoky Azy. DH: "Koa, ny farany vonona ny hahatoky Ahy ihany ianareo!"