plt_tn/jhn/15/12.md

362 B

Tsy misy manam-pitiavana lehibe mihoatra noho izao

Ity karazana fitiavana ity dia avy amin'Andriamanitra ary maniry izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony. DH: "Tsy hahazo fitiavana lehibe noho izao ianareo."

ny ainy

Ity dia maneho ny fiainana ara-nofo.