20 lines
629 B
Markdown
20 lines
629 B
Markdown
# Mpampahery
|
|
|
|
Ity dia maneho ny Fanaha Masina. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 14:15.
|
|
|
|
# Ray
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# amin'ny Anarako
|
|
|
|
Eto ny hoe "anarako" dia sari-teny izay maneho ny hery sy ny fahefan'i Jesosy. DH: "noho Izaho" na "noho ny amiko"
|
|
|
|
# izao tontolo izao
|
|
|
|
Eto ny "izao tontolo izao" dia entina hilazana ireo olona izay tsy tia an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Aza avela hangorohoro ny fonareo, ary aza matahotra.
|
|
|
|
"mangorohoro fo" dia fomba fiteny hilazana hoe tena manahy na matahotra. Eto Jesosy dia miresaka ny fo toy ny hoe olona izany. DH: "Atsaharo ny fanahiana, ary aza matahotra"
|