plt_tn/jhn/13/34.md

547 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.

nitiavako anareo

Ity dia ilay karazana fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.

ny rehetra

Ity dia fanatomboana resaka izay manamafy ny fanambaran'i Jesosy. Izany dia maneho ireo olona izay mahita ny fifankatiavan'ireo mpianatra. DH: "Ny rehetra izay mahafantatra ny fitiavanareo eo aminareo"