plt_tn/jhn/13/31.md

16 lines
877 B
Markdown

# Ankehitriny dia omem-boninahitra ny Zanak'Olona, ary Andriamanitra dia omem-boninahitra ao aminy
DH: "Ary ny vahoaka dia andalan'ny hahita ny fomba handraisan'ny Zanak'Olona ny voninahitra sy ny fomba handraisan'Andriamanitra ny voninahitra amin'ny alalan'izay ataon'ny Zanak'Olona"
# Andriamanitra dia hanome voninahitra Azy ao amin'ny tenany, ary Izy hanome voninahitra Azy avy hatrany
Ny teny hoe "Azy" dia maneho ny Zanak'Olona. Ny teny hoe ny "tenany" dia maneho an'Andriamanitra DH: "Andriamanitra tenany no hanome voninahitra an'ny Zanak'Olona avy hatrany."
# Ry ankizy madinika
Jesosy mampiasa ny teny hoe "ankizy madinika" mba hampitana fa tiany toy ny hoe zanany ireo mpianatra.
# araka izay nolazaiko tamin'ny Jiosy
Eto ireo "Jiosy" dia entina hilazana ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Araka izay nolazaiko tamin'ireo mpitarika Jiosy"