20 lines
912 B
Markdown
20 lines
912 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ny andininy faha-3 dia manome antsika fampahafantarana fototra momban'izay fantatr'i Jesosy. Ny tranga ao amin'ny tantara dia manomboka ao amin'ny andininy faha-4.
|
|
|
|
# Ray
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# napetrakin'ny Ray teo am-pelatanany
|
|
|
|
Eto ny "am-pelatanany" dia sari-teny maneho ny hery sy ny fahefana. DH: "nanome Azy ny hery sy ny fahefana amin'ny zavatra rehetra."
|
|
|
|
# Izy dia avy amin'Andriamanitra ary hiverina any amin'Andriamanitra
|
|
|
|
Jesosy dia niaraka tamin'ny Ray foana, ary dia hiverina any rehefa vita ny asany ety an-tany.
|
|
|
|
# Nitsangana Izy teo am-pisakafoana ary nanala ny akanjony ivelany. Avy eo Izy naka lamba ary nisalotra izany. Avy eo nandraraka rano tao anaty siny Izy dia nanomboka nanasa ny tongotr'ireo mpianatra
|
|
|
|
Satria feno vovoka ny tanàna, dia fomban'ny mpampiantrano ny manome mpanompo mba hanasa ny tongon'ireo vahiny.
|