plt_tn/jhn/11/12.md

496 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha-13 dia misy fihatoana amin'ny fizotry ny tantara raha manome ny heviny Jaona momban'ny tsy fahazoan'ireo mpianatra izay tian'i Jesosy nolazaina tamin'Izy niteny hoe resin-tory Lazarosy.

raha resin-tory izy

Ireo mpianatra dia tsy mahazo ny tian'i Jesosy hambara amin'ny hoe miala sasatra Lazarosy ary ho sitranina.

Avy eo Jesosy niteny tsotra tamin'izy ireo

"Ka nolazain'i Jesosy tamin'ny teny tsotra mba ho takatr'izy ireo"