plt_tn/jhn/10/29.md

613 B

Ny Raiko, izay nanome ireo Ahy

Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

eo am-pelatanan'ny Ray

Eto ny teny hoe "am-pelantanana" dia maneho ny fananana sy fiarovan'Andriamanitra. DH: "tsy hisy afaka hangalatra azy ireo eny amin'ny Raiko"

Izaho sy ny Ray dia iray ihany

Jesosy, ilay Andriamanitra Zanaka, sy Andriamanitra Ray dia iray. Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

Avy eo naka vato indray ireo Jiosy

Ny teny hoe "Jiosy" dia milaza ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Avy eo ireo mpitarika Jiosy nanomboka naka vato indray"