plt_tn/jhn/10/05.md

432 B

tsy azon'izy ireo akory

Mety ho dikany: 1) "Ireo mpianatra dia tsy nahatakatra" na 2) "ireo olona dia tsy nahatakatra"

izany fanoharana izany

Ity dia sari-teny fanehoana avy amin'ny asan'ny mpiandry ondry. Ny ''mpiandry ondry'' dia sari-teny hilazana an'i Jesosy. Ny "ondry" dia maneho ireo mpanara-dia an'i Jesosy, ary ireo "vahiny" dia ireo mpitarika Jiosy, ao anatin'izany ireo Fariseo, izay mihezaka mamitaka ny vahoaka.