plt_tn/jhn/09/10.md

345 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo manodidina ilay lehilahy jamba teo aloha dia mbola manohy miresaka aminy.

Koa ahoana ary no nahiratan'ny masonao?

"Koa inona izany no nahatonga anao afaka mahita?" na "Ahoana no afahanao mahita ankehitriny?"

nanosotra izany tamin'ny masoko

"nampiasa ny tanany Izy mba hanosorana feta ny masoko."