697 B
697 B
ny Raiko izay ataonareo ho Andriamanitra no mankalaza Ahy
Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. Tsy misy olona mahafantatra an'Andriamanitra Ray tahaka an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. DH: "Ny Raiko no manome voninahitra Ahy, dia milaza ianareo fa Andriamanitrareo Izy."
mitandrina ny teniny
Eto ny "teny" dia maneho izay lazain' Andriamanitra. DH: "Izaho dia mankatoa izay asainy atao"
ny androko
Ity dia maneho izay tokony ho tanterahan'i Jesosy mandritrin'ny fiainany. DH: "Izay tokony ataoko mandritrin'ny fiainako.
nahita izany izy dia faly
"Izy dia nahita mialoha ny fahatongavako tamin'ny alalan'ny fanambaran'Andriamanitra ary dia nifaly Izy"