plt_tn/jhn/07/35.md

12 lines
516 B
Markdown

# Noho izany ireo Jiosy dia nifampiresaka
Ny hoe "Jiosy" dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy dia nifampiresaka teo amin'ny samy izy ireo"
# ireo izay niparitaka
Ity dia maneho ireo Jiosy izay niparitaka nanerana ny tanin'i Grika, ivelan'i Palestina.
# Ary inona ny dikan'ny teny nolazainy hoe
Ny "teny" dia midika hoe ny hafatra izay nozarain'i Jesosy, izay tsy vitan'ireo mpitarika Jiosy ny nanakatra azy. DH: "Inona ary no tiany lazaina amin'ny teneniny hoe"