plt_tn/jhn/06/48.md

427 B

Izaho no mofon'ny fiainana

Tahaka ny ilaivana ny mofo amin'ny fiainana ara-nofontsika, no ilaivana an'i Jesosy koa ho an'ny fiainana ara-panahintsika. DH: "Tahaka ny sakafo izay mitazona ny nofontsika ho velona, no afahako manome anareo fiainana ara-panahy izay maharitra mandrakizay." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 6:35.

Raibenareo

"Ray teo aloha" na "Razambe"

maty

Ity dia maneho ny fahafatesana ara-batana.