plt_tn/jhn/05/41.md

8 lines
201 B
Markdown

# mandray
"manaiky"
# fa tsy misy fitiavana an'Andriamanitra ao aminareo
Ity dia afaka midika hoe: 1) "Tena tsy tia an'Andriamanitra ianareo" na "tena tsy nandray ny fitiavan'Andriamanitra ianareo"