plt_tn/jhn/04/28.md

627 B

Handeha, hizaha ilay lehilahy izay nilaza ny vitako rehetra

Ity dia fanatomboana resaka. Ilay vehivavy Samaritana dia talanjona tamin'i Jesosy ka nino izy fa tsy maintsy fantany daholo ny zavatra rehetra mahakasika azy. DH: "Ndeha hijery ilay lehilahy izay mahafantatra be ny momba ahy, na dia mbola tsy nifankahita Taminy mintsy aza aho!"

Tsy ho Kristy izany, sa ve Izy?

Ilay vehivavy tsy tena nahatoky fa Jesosy dia ilay Kristy, ka dia nametraka fanontaniana izy izay miandry hoe "tsia" ny valiny, fa nametraka fanontaniana ihany koa izy raha tokony hanao fanambarana satria tiany hanapa-kevitra ho azy ireo ny olona.