16 lines
846 B
Markdown
16 lines
846 B
Markdown
# Noho Izy no nisiam-piainana
|
|
|
|
Eto ny "fiainana" dia sari-teny izay mahatonga ny zavatra rehetra ho velona. DH: " Ilay iray izay natsoina hoe ny Teny dia ilay nahatonga ny zavatra rehetra ho velona"
|
|
|
|
# fiainana
|
|
|
|
Eto dia mampiasa ny hoe "Fiainana" amin'ny ankapobeny. Fa raha tsy maintsy mazava kokoa ianao, dia adikao hoe "fiainana ara-panahy"
|
|
|
|
# Io fiainana io no fahazavan'ny olona rehetra
|
|
|
|
Ny "fahazavana" dia sari-teny izay midika ny fanambaran'Andriamanitra. DH: "Izy dia nampiseho antsika ny marina momban' Andriamanitra tahaka ny fahazavana mampiseho izay ao anatin'ny haizina"
|
|
|
|
# Ny hazavana dia mamiratra ao anaty haizina, ary ny haizina tsy nandresy izany.
|
|
|
|
Tahaka ny haizina tsy afaka manala ny fahazavana, dia tsy afaka manakana ilay Iray izay tahaka ny fahazavana ny amin'ny fampisehoana ny fahamarinan'Andriamanitra ny olon-dratsy.
|