plt_tn/jer/51/43.md

16 lines
488 B
Markdown

# ireo tananany
DH: "tanànan'i Babylona"
# ho faiziko ... i Bela
Bela no andriamanitr'ireo Babyloniana ary nisolo-tena ny firenena iray manontolo sy ny vahoaka izay nidera azy.
# ho entiko hivoaka ny vavany izay nateliny
Yaveh dia mampitaha ny sorona rehetra sy ny fanatitra ho an'i Bela ho toy ireo zavatra izay halany.
# ireo firenena dia tsy hikoriana
Yaveh dia mampitaha ireo firenena maro ho avy ao Babylona ho sorona ho an'i Bela amin'ny renirano izay manaraka ny halavany.