plt_tn/jer/50/45.md

761 B

ireo fikasana izay nataon'i Yaveh hamelezana an'i Babylona, ireo fikasana izay efa nalaminy hamelezana ny tanin'ireo Kaldeana

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiasaina miaraka mba ho fanamafisana.

Ho viraviraina tokoa izy ireo

Midika izany fa ny vahoakan'i Babylona dia ho esorina eny amin'ireo tranony na tian'izy ireo na tsy tiany.

Ho lasa toerana rava ny tany fihinanam-bilon'izy ireo

"ho ataoko toerana lao ny fihinanam-bilon'izy ireo"

min'ny feon'ny faharesen'i Babylona dia mihorohoro ny tany

Io fehezanteny io dia mampitaha ny fianjeran'ilay firenena matanjak'i Babylona amin'ny feo mafy sy horohoron-tany.

fahoriana

tsy fahafaliana na fanaitainana

ny hiakam-pahorian'izy ireo

"ny hiakam-panaitainan'izy ireo"