plt_tn/jer/50/41.md

466 B

Indro

Io teny io dia milaza fa tokony hifantoka manokana amin'izay ho lazain'i Yaveh manaraka.

ny firenena lehibe sy ireo mpanjaka maro

Io fehezanteny io dia manondro ny fotoana rehefa nandresy an'i Babylona i Medesa sy ireo Persiana tamin'ny taona 539 talohan'i Kristy.

mitan-dahatra tahaka ny lehilahy mpiady,

Toy ny fomba filaharan'ireo vondron-tafika rehefa hiady.

ry zanaka vavin'i Babylona

Io fehezanteny io dia manondro ny vahoakan'i Babylona.