plt_tn/jer/50/33.md

16 lines
326 B
Markdown

# Nampahoriana ireo vahoakan'Israely
DH: "Ireo Babyloniana dianampahory ny vahoakan'Israely"
# nisambotra azy izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.
# nandà ... izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo Babyloniana.
# hamela azy ireo
Ny teny "azy ireo" dia manondro ireo vahoakan'Israely.