plt_tn/jer/50/27.md

471 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Milaza ny fomba hamotehana ny vahoakan'i Babylona sy Kaldeana.

Vonoy ny ombilahiny rehetra

Ireo tanora mpiady dia nampitahaina tamin'ireo ombilahy noho ny tanjak'izy ireo.

ombilahiny

Ombilahin'i Babylona.

izy ireo ... azy ireo

Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Babylona.

ireo

Ny teny "ireo" dia manondro ireo tafavoaka velona tao Babylona izay nilaza tamin'ireo hafa ny valifatin'i Yaveh.