658 B
658 B
Hitsangana hamely azy
Ny teny "azy" eto dia manondro an'i Babylona.
ny taniny
Ny teny "-ny" eto dia manondro an'i Babylona.
hiaina ao amin'izany
Ny teny "izany" eto dia manondro an'i Babylona.
Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 33:14.
Hanontany ... izy ireo
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ny vahoakan'Israely sy ny vahoakan'i Joda.
hanatona an'i Yaveh
Io dia sarinteny nampiasaina mba hanazavana ny fifandraisana ara-panahy amin'i Yaveh.
izay tsy ho adinoina
Io dia manambara fa ilay fifanekena dia ho ankatoavina mandrakizay. DH: "izay tsy ho adinoana mandrakizay"