|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka izay hitranga amin''i Damaskosy Yaveh.
|
|
|
|
# -any
|
|
|
|
Io dia manondro an'i Damaskosy.
|
|
|
|
# izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
|
|
|
|
# Beni-hadada
|
|
|
|
Io no anaran'ilay mpanjaka.
|