plt_tn/jer/49/07.md

426 B

Nisy toro-hevitra tsara ve avy amin'ireo izay nanana fahazavan-tsaina? Niha-simba ve ny fahendren'izy ireo?

Navoaka tamin'ny fomba roa samihafa ilay hevitra.

Nisy toro-hevitra tsara ve avy amin'ireo izay nanana fahazavan-tsaina? Niha-simba ve ny fahendren'izy ireo?

"Hita fa tsy misy olona hendry ao Temana distrikan'i Edoma!"

Niha-simba ve ny fahendren'izy ireo?

"Ny toro-hevitr'izy ireo dia tsy hendry intsony."