plt_tn/jer/47/03.md

439 B

Tamin'ny feon'ny fikatrokatrokin'ny kitron'ny soavaly matanjak'izy ireo, tamin'ny fieron'ny kalesin'izy ireo sy ny tabataban'ireo kodian'izy ireo

Ireo no miaraka dia maneho ny feon'ny fiavian'ireo tafika.

ny fieron'ny kalesin'izy ireo sy ny tabataban'ireo kodian'izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana.

Kaftora

Izany no anaran'ilay nosy any avaratry ny faraitr'i Filistina.