plt_tn/jer/46/10.md

673 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitantara ny fanambaran'i Yaveh tamin'ny firenen'i Egypta i Jeremia

Tamin'io andro io

Io andian-teny io dia manondro ny andro nandresen'ireo Babyloniana an'ireo Egyptiana.

Handrapaka ny sabatra ka ho afa-po. Hisotro ny rà miboboka an'izy ireo izany

Eto ny sabatra dia mihinana toy ny olona. Ireo fehezanteny ireo dia samy mitovy ny heviny ary nampiarahana mba hanamafisana fa hisy fandravana tanteraka.

Handrapaka ny sabatra

Ny teny "sabatra" eto dia manondro ny tafikin'ny firenen'i Babylona.

sorona ho an'ny Tompo Yaveh

Ny "sorona" eto dia ny firenen'i gypta. DH: "Egypta no ho atao sorona ho an'ny Tompo Yaveh."