plt_tn/jer/43/08.md

337 B

tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

Ho apetrako ...ny lainy eo amin'izy ireo i Nebokadnezara

Ny "seza fiandrianana" sy ny "lay" an'ny mpanjaka eto dia nampiasaina nampiasaina mba hanondroana ny fahefan'ny mpanjaka. DH: "hatonga azy ho mpanapaka ny vahoakan'i Egypta manontolo"