plt_tn/jer/41/06.md

489 B

raha nihaona tamin'izy ireo iny izy

DH: "raha nanatona akaiky ireo lehilahy 80 Ismaela"

Ary raha

o teny io dia nampiasaina eto mba hanamariana tranga manan-danja amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.

novonoin'i Isimaela zanak'i Netania sady nariany tao an-davaka izy ireo, izy sy ireo olona niaraka taminy

DH: "namono ny ankabetsahan'ireo lehilahy 80 Isimaela zanak'i Netania y ireo olona niaraka taminy."