619 B
619 B
Johanana ... Karea
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 40:7
Gedalia
Jereo ny fomba nandikanao izany anarana izany tao amin'ny 39:11.
Moa fantatrao ve fa i Balisa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona nandefa an'i Ismaela zanaka lahin'i Netania mba hamono anao?
"Tokony ho fantatrao fa i Balisa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona no nandefa an'i Ismaela zanaka lahin'i Netania hamono anao!"
Balisa
Io no anaran'ilay mpanjaka.
Ismaela zanaka lahin'i Netania
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 40:7.
Ahikama
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 20:22.