plt_tn/jer/39/04.md

541 B

Nivoaka ny tanàna avy teo amin'ny lalan-kelin'ny zaridaina izy ireo ny alina

"Niala ny tanàna teo amin'ny lalan'ny zaridainan'ny mpanjaka izy ireo ny alina"

teo amin'ny lemaky ny lohasahan'ny Reniranon'i Jordana

Io ilay tany mahitsy eo atsimon'ilay lemaka.

tao Ribla tany amin'ny tanin'i Hamata,

Ribla dia tanàna ao anaty farintanin'i Hamata. Any Syria izy ireo.

nanenjika ... ary nahatratra

"nanaraka ... ary navoasambotra"

izay nanomezan'i Nebokadnezara sazy azy

"nanapahany hevitra amin'izay fomba hanasaziany azy"