plt_tn/jer/37/18.md

32 lines
1023 B
Markdown

# Ahoana no nanotako taminao ... an-tranomaizina?
Nametraka io fanontaniana io Jeremia mba hanamafisana fa izy dia tsy nanao zavatra tsy nety. DH: "Tsy nanao ratsy taminao aho ... an-tranomaizina."
# ity vahoaka ity
Ny vahoaka ao amin'ny fanjakan'i Joda.
# nametrahana
nampidirana
# Aiza ireo mpaminaninao, ireo izay naminany ... ity tany ity
Nametraka io fanontaniana io Jeremia mba hanamafisana fa mandainga ireo mpaminany hafa fa tsy nanao zavatra ratsy izy fa nilaza ny marina. DH: "Ianareo mpaminany izay naminany ... hanohitra ity tany ity, dia diso tokoa, fa ankehitriny efa mazava fa miteny anareo ny marina aho."
# ireo mpaminaninareo
Ny teny "nareo" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ireo vahoakan'i Joda hafa.
# tsy ho avy hanohitra anao na ity tany ity
"tsy ho avy hanafika anao na ity tany ity"
# Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fitalahoako
Ampitaho tamin'ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:7.
# tranon'i Jonatana mpanora-dalàna
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 37:14.