plt_tn/jer/37/16.md

422 B

natao tao amin'efitra ambanin'ny tany i Jeremia

DH: "natao'ireo manam-pahefana tao amin'ny efitra izay tany ambanin'ny tany i Jeremia"

hitondra azy

"hitondra an'i Jeremia"

tranony

"ny lapan'i Zedekia mpanjaka"

ho atolotra ... ianao

Ny teny "ianao" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ny vahoakany.

ho atolotra eo an-tanan'ny mpanjakan'ny Babilona

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:3.