12 lines
339 B
Markdown
12 lines
339 B
Markdown
# Aza mamitaka ny tenanareo
|
|
|
|
Ny teny "tenanareo" dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ny vahoakan'i Joda ambony.
|
|
|
|
# Efa nandao anay tokoa ireo Kaldeana
|
|
|
|
Ny vahoakan'i Joda dia mieritreritra fa hilamina izy ireo satria lasa ireo Kaldeana. DH: "Efa lasa ireo Kaldeana ka hilamina isika"
|
|
|
|
# hiarina izy ireo
|
|
|
|
"hiarina ireo lehilahy maratra"
|