28 lines
784 B
Markdown
28 lines
784 B
Markdown
# izy ireo
|
|
|
|
Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo manam-pahefana.
|
|
|
|
# napetrak'izy ireo tao amin'ny efitr'i Eliasama
|
|
|
|
"nametraka ilay horonan-taratasy tao amin'ny efitr'i Eliasama"
|
|
|
|
# Eliasama mpitan-tsoratra
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:11.
|
|
|
|
# ireo teny ireo
|
|
|
|
Ireo teny tao amin'ilay horonan-taratasy izay notononin'i Jeremia tamin'i Baroka.
|
|
|
|
# Jehody
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13.
|
|
|
|
# tamin'ny volana faha sivy
|
|
|
|
Io dia volana faha sivy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia manomboka amin'ny fiafaran'ny vanim-potoana famafazana ary mifarana amin'ny vanim-potoana ririnina. Mandritra ny tapany faran'ny volana Novambra sy ny fiandohan'ny volana Desambra amin'ny tetiandro tandrefana.
|
|
|
|
# fatana
|
|
|
|
Fitoerana afo izay afaka afindrafindra ny toerany.
|