plt_tn/jer/34/20.md

305 B

mifofo ny ain'izy ireo

DH: "mitady hamono azy ireo"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

nitsangana nanohitra

"tonga hiady"

hamerina azy ireo

Eto ny "azy ireo" dia manondro ireo tafikin'ny firenen'i Babylona. DH: "ary hamerina ny tafika Babyloniana"