plt_tn/jer/32/41.md

449 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny Yaveh.

fanasoavako azy ireo

Eto ny "azy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.

Hampitoetra azy ireo ao amin'ity tany ity am-pahatokiana Aho

DH: "Ho apetrako maharitra eo amin'io tany io ireo Israelita"

amin'ny foko manontolo sy ny aiko rehetra

Ireo fehezanteny roa ireo no mitambatra dia lasa fomba fiteny izay manondro ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "amin'ny tenako manontolo"