plt_tn/jer/31/21.md

659 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny resaka tao amin'ny andininy faha 7 Andriamanitra.

Mametraha famantaran-dalana ... Mametraha takela-by tari-dalana ... Saino ny lala-marina ... Miverena

Nomena "an'Israely virijiny! " ireo didy ireo."

Saino ny lala-marina, dia ny lalana izay tokony alehanao

DH: "Tadidio tsara ny lalana niavinao rehefa nobaboina ianao."

Miverena, ry Israely virijiny!

Manondro an'Israely niova fo Andriamanitra.

mandra-pahoviana no hihozongozona ianao, ry zanakavavy tsy manam-pinoana?

Manontany Andriamanitra hoe mandra-pahoviana ny vahoakany no tsy hankato azy. DH: "Aza misalasala amin'ny fankatoavana Ahy"