plt_tn/jer/30/20.md

16 lines
589 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny Yaveh.
# ny fiangonan'izy ireo dia hiorina eo anatrehako
DH: "ho apetrako toy ny vahoaka eo anatrehako izy ireo"
# Avy eo afovoanin'izy ireo no hipoirany rehefa ampanakaikeziko ary rehefa manatona Ahy iz
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ny mpitarik'izy ireo dia ho fidiana avy amin'ireo vahoakany."
# iza no sahy hanakaiky Ahy?
Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tsy nisy nanana herim-po hanatona Azy raha tsy Yaveh tenany no nanasa azy.